Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Voadona
Hiverina amin'ny Voadona
telomahery (
24/08/2015 19:51)
tsara ny asanao!tena zava-miseho matetika indrindra ny fiainan ny tanora ny toy izany.ny zavatra tokony hatao dia mamakafaka sy mandinika tsara ny zavatra hatao raha tojo anao ilay olana any aoriana.mila mijery ny tsipelinao ianao fa misy diso kely.
napou (
25/08/2015 06:59)
misaotra fa voaray ny hafatra, mankasitraka e!
