Hevitra momba ny Embona anao

Hiverina amin'ny Embona anao
bichette ( 17/09/2004 10:28)
Fa lasa aiza izy e ?
est ( 24/09/2004 16:43)
Marina tsy azo kianina ny vetsovetsonao dia maromaroa ny tahaka anao e
Malalason ( 04/10/2004 11:51)
misaotra an'i est na esther ary ho ezahako tratrarina ny tanjona kendreko dia haneho ny tena kanto malagasy ho reharehan'ny mpiray tanindrazana amiko, fiainana tsotra nefa tsara no zavatra katsahiko.
R. JO
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091