Hevitra momba ny Isaorako ise ry zandry malala! ho an'i sr na feno
Hiverina amin'ny Isaorako ise ry zandry malala! ho an'i sr na feno
rafilozofy (
07/09/2004 17:12)
Ho an'i R Jo: Mahereza fa fiainana tsy ilaozan'izay ankaso. Ny lasa aoka homban'ny lasa fa ny toetra samy manana, ary izao no tadidio: aza ratsy alohan'ny sasany fa misy tohiny io fa tsy androany ihany akory no andro. Mahereza ary veloma any amin'i sr raha hitanao izy e. I vive_love koa hono hoe mbola any hoe sy salama tsara sady bolangina tsara.
