Hevitra momba ny SEDRA NY FITIA
Hiverina amin'ny SEDRA NY FITIA
vetsoko (
09/01/2006 13:59)
fitiavana ihany ry malalason no mahavono fitiavana a!noho izany misy ny fanadinoana rehefa voasolo ilay fitia
lapino (
22/01/2006 08:33)
Tsy dia mitovy hevitra amin'ny mpanoratra loatra ny tenanay e! Sedra ve ny fitia sa ny fitia no sedraina?
Malalason (
10/02/2006 10:29)
izay tianao mety daholo na sedra ny fitia na fitia no sedraina, fa 'zao samy manana ny halalin'ny sainy ny mpanoratra tsirairay ka mety tsy ho takatry ny fohy fisainana...
mbitaniavo (
02/08/2006 05:10)
io ry Malalason miankina @ fifankatiavan'ny olona roa ihany an !
