Hevitra momba ny Hatraiza
Hiverina amin'ny Hatraiza
doum (
07/08/2005 19:22)
tsara zan raha tononkalo
misaotra ry proost a
tohizo
misaotra ry proost a
tohizo
Malalason (
08/08/2005 11:14)
hoy Atra hoe : "ry zanako ! asan'ny tanako ianao ka aoka ho adidiko ihany" de mazotoa hatrany ary e!
katsaho de trandrao fa farany ho hitanao ihany ny fotony mila mi-sacre-kely fotsiny.
Malalason
katsaho de trandrao fa farany ho hitanao ihany ny fotony mila mi-sacre-kely fotsiny.
Malalason
