Andeha ry Malagasy (Ranjiva Rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry vahoaka malagasy,aoka tsy hifanaratsy;na koa hoe hifanakora,fa ny miaina ange tsy mora.Raha sendra olana ny tany,andao hivondrona hatrany;hanavotr'ity tanindrazana,izay lova avy @ireo razana.Ny teny iray no aoka ekena,dia ny hoe fampandrosona;ka tsy hisy fitiavan-tena,fa ny mandroso no vetsona.Andao hiaraka hanarina,hanintsy ireo zava-diso;ny tsy mahalala ampianarina,fa ratsy be ny risoriso.
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
787 1
Mpakafy: heritianajoelson
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ranjiva Rakoto
Nampiditra : Ranjiva
Daty : 12/07/2016 14:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138