Hevitra momba ny Doliprane
Hiverina amin'ny Doliprane
kiriah (
26/06/2012 12:33)
iny njay no tsy hitako e! , ary izy mahita morsa foana an !
Soarilala (
05/07/2012 12:24)
Tandremo ary sao dia diso dose ka fanin'ny doliprane an!
mimi12 (
06/07/2012 07:06)
ary misy mahazo sosy avy any amin'ny Sanofi mihitsy ato a!!!
Tikwel99 (
06/04/2013 06:47)
lol...milay be. Tokony anandrana amin'ny eferalgan aho fa iny ny ahy.hihi
