Hevitra momba ny Fanomezana tsy lafo

Hiverina amin'ny Fanomezana tsy lafo
Soarilala ( 20/12/2010 23:03)
Marina izany fa rentirenty ivelany avokoa ireny fanomezana atolotra ireny.
Mety ho fanomezana tsy lafo ny fitiavana fa tena manan-danja tokoa,indrindra fa raha ho an'ny zanaka izay harena sarobidy no omena azy.
lolash ( 10/06/2012 18:23)
..."Fanomezana tsy lafo , nefa koa tsy taka-bidy....""

Tena zany mihitsy ka !
Nofy2 ( 01/09/2014 12:47)
ten tsar!sad anatr o an RAD no o an zanak koa
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093