Hevitra momba ny Hitako ianao
Hiverina amin'ny Hitako ianao
Malalason (
13/07/2013 14:00)
mampatsiahy ahy ilay hira hoe :
hitako ianao omaly teny an-tratran-dry zalahy
tsapako fa falifaly adinonao ny aty (fahiny)
hitako ianao omaly teny an-tratran-dry zalahy
tsapako fa falifaly adinonao ny aty (fahiny)
