Hevitra momba ny K'aiza k'aiza

Hiverina amin'ny K'aiza k'aiza
Zozoro ( 30/07/2009 12:53)
K'aiza k'aiza ,

Zanahary anie hitahy
Ireto ngolin'ny tsinahy...
Nirilala ( 01/08/2009 07:49)
Misaotra e, mahatapa-tsinay. Misaotra koa @ fanazavana ireo teny marobe ireo. Mankasitraka an'i Hajaina
maeva74 ( 01/08/2009 16:58)
K'aiza K' aiza milay ilay vetso lery e! Mba mangalatahaka koa e!
Mahafinaritra dia mankasitraka sy misaotra
Mysento ( 02/08/2009 11:37)
K'aiza k'aiza ny poeta,
rehetra.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091