Hevitra momba ny Manina
Hiverina amin'ny Manina
raozigasy (
08/06/2004 01:15)
Misy dikan-teny malalaka nosoratako tamin'ny fiteny frantsay ary nampitondraiko ny loha-teny hoe : NOSTALGIE
NyKanto (
08/06/2004 08:38)
Zara hetran'ny rehetra
Lavi-tany nihaviana
ny hanina toriana.
Haiku malagasy io .
Ny Kanto.
Lavi-tany nihaviana
ny hanina toriana.
Haiku malagasy io .
Ny Kanto.
