Hevitra momba ny Te hahita anao

Hiverina amin'ny Te hahita anao
Soarilala ( 24/08/2010 17:34)
Mbola ho avy ilay fotoana , ka hifankahita indray, efa tsy andriko foana, ny hifamihinanay
Soarilala ( 19/03/2018 22:18)
Tsy andriko mihintsy, ny hifanenana aminao
Fa te habita anao, maika ny ho eo anilanao

Te hianoka hafaliana, efa tsindrin-daona
Aminao ry tiana, dodona te hihaona
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101