tsy haiko intsony (Ratom)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
toa tsy haiko intsony akia ry nenyny hangina tsy hiteny
tsy hilaza aminao
izay miafina ao ampoko ao
f misy hery manosika ahy
hanantona anao
mahagaga anefa aho tsy sahy
rehefa manoloana anao
ho tamperiko anio
raha ny fisalasalana
f ho lazaiko anw anio
ny ato ampoko akia malala
tia anao akia ny foko
kanefa tsy mahay maneho azy
ka aza avela itoloko
ity foko kely mbola zaza
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo