Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny NY FIKIRIZANA
Hiverina amin'ny NY FIKIRIZANA
pissoa (
09/10/2005 18:11)
ity no tononkalo nankafiziko indrindra tamin'ny primaire aho.Dia mbola ankafiziko koa izao satria tena mamporisika be ahy hiasa ... na ny manao tsianjery azy aza ... tadidiko ohatran'ny hoe mihira izay izahay
mankasitraka
pissoa
mankasitraka
pissoa
nouna432 (
16/10/2005 13:02)
za koa mankasitra ka de Christine koa hono c'est une amie bravo
MioraArielle (
16/10/2005 16:24)
misaotra anareo rehetra mankasitraka, tsy iza aho akory fa mitovy aminareo ihany, dadabe anay Ny RAHONA koa dia mamerina fisaorana sy fankatelemana @ fahatsiarovana tsy mety lany.
Zagaie (
24/04/2025 14:29)
Ilay tononkalo natao tam primaire, tena mahafinaritra
patrickmjk (
06/08/2025 08:01)
Tena nitaiza sy nanabe!
