Hevitra momba ny SAMBARA
Hiverina amin'ny SAMBARA
MAZ RAMANA (
17/05/2021 11:18)
Hay ve RAVANONDRAZANA vehivavy eh? Mankasitraka eh! Tohizako kely amin'ilay tononkaloko hoe "TSY LANIKO" ity anao ity!
Ravanondrazana (
25/05/2021 10:22)
Hahaha... Mba soratra fotsiny ihany ny ahy. Fa izaho dia lehilahy
MAZ RAMANA (
29/05/2021 09:24)
Hahaha, iny indray no tsy hitako! Azafady indray ary eh, hihi
hery (
31/05/2021 19:34)
Saika gaga koa aho
