inona an? (Ravo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy laza lango eo imason'ny vary
fa resa-mpisampina
tojo mpisikina,
farahehy tsy any an-dobo:
mampiditra angano.
Ravo
--------
Rohy:
Sokajy :
Tatasiaka fosafosa takoritsika
