Ny marina lazaina... (Ravo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny marina lazaina...

Tsy ny hoso-potaka ataonao amin'ny hafa
no hahatonga azy hivonona hankasitraka
ilay hany mba savony tsy lanin-dotonao,
fa raha tia ka mahafoy, "ny marina lazao..."

Tsy ny tatasiaka ambaranao etsy sy eroa
no hahatonga hafatra handrindrana fiainana,
fa raha misy teny tiana hampitaina,
manatòna aloha ary "ny marina lazaina..."

Ravo
--------
Rohy:
18 1
Mpakafy: TosakaMg
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ravo
Nampiditra : TosakaMg
Daty : 02/10/2026 13:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136