Hevitra momba ny hapanginiko ny foko

Hiverina amin'ny hapanginiko ny foko
fiaritiana ( 21/03/2006 08:05)
andray kosa lé tononkalo e! mampalahelo be!mahereza
soaniary ( 22/03/2006 08:38)
mampalahelo toka, nefa tena mitory fiononana feno fahendrena sy fanajana ilay nandao sy ny fitiavana efa niainanareo
raozigasy ( 28/03/2006 10:30)
Mahereza ianao ry namana
Hery no ataovy an-tanana
Dia adinoy hatreo ny lasa
S’ireo fo voarasarasa

Tsarovy fa ny anjaranao
Mbola any miandry anao
K’izay faniriana tsy tanteraka
Aza dia atao mandreraka

Ndeha banjino ny ho avy
Dia aza mihemotra miangavy
Fa tohizo izany dia
Tsy fampitamby ny Fitia
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0148