Hevitra momba ny Ny fitiavana?

Hiverina amin'ny Ny fitiavana?
jentilisa ( 06/09/2005 15:42)
fitiavan'olon-droa io an! mila fahamailoana tahaka ny ahoana ary ny fitiavana?
tsara ihany na dia izany aza. ny fitiavana manko toa mila fanoloran-tena manontolo ihany ka mailo ahoana amin'izany?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1169