Hevitra momba ny IZA RE MBA HISAORAKO E!
Hiverina amin'ny IZA RE MBA HISAORAKO E!
rijadolly (
09/08/2008 19:10)
http://www.youtube.com/user/korosuu ihihihi!
achrafhanna (
10/08/2008 15:17)
tsara be ny vetsonao.
rijadolly (
10/08/2008 21:31)
Misaotra achrafhanna a!Any @izay heveritsika ho bitika indrindra kay dia efa nahazo Ilay Fasoavana isika izay tsy takitry ny saikelitsika.
