Ampidiro aloha ny tenimiafina
AZA FALY (TOHINY) (RMA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza faly ny hamitaka na koa handainga Ka rhf mahazo misitaka na koa manainga
Aza faly ny hanam_be na koa hihoatra ny hafa
Fa rhf mahazo ny be dia zarao ho an'ny hafa!
Aza faly mihambo ho poeta malaza,
Fa miezaha mb ho asa mitondra fanabeazana!!!
--------
Rohy:
Sokajy :
fananarana
