Hevitra momba ny FANIRIANA INAHY!
Hiverina amin'ny FANIRIANA INAHY!
tinah2 (
16/09/2006 08:09)
Rianah an ! Mirary antsika rehetra mba hahazo anio fanirianao io e ! Raha mba izaho koa mantsy no mba mahazo anizay araka io voalany tonokalonao io izay tena mamy tokoa de avo ny lanitra fa tsy takatro e !merci Ryana
Ryana (
18/09/2006 04:54)
Sarotra inoana kosa ry Tinah2 hoe ho tanteraka zato isan-jato ireo reehtra ireo. Raha misy sombiny kemy tanteraka dia efa atao ampy รด!
Ryana
Ryana
endrehina (
16/04/2007 12:34)
e raha mba tanteraka amiko manko zany a!tena tsy maintsy mionona @topimaso ihany e
Ryana (
25/04/2007 21:02)
anisan'ny tsy fampijalian-tena ry Endrehina ny fahaizana mionona, heveriko.
MIsaotra namangy!
Ryana
MIsaotra namangy!
Ryana
