Tiako ianao (SANDRATRA TONTOLO)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mifoha aho ny marainadia ianao no ao an-tsaina
Ilay tsikinao tsy misy mpanana iny
no hery ho ahy ankehitriny
Raha mirana ny tavako
ary raha vao misokatra ny vavako
dia ny anaranao no voatonona
dia injay aho lasam-borona
tsy haiko hoe izany ve no tia sa manina?
fa ny tontoloko rehetra feno anao daholo
tsy mifidy na andro io na alina
fa tena ny fiainako manontolo
Ny tiako ha tsapanao dia ny hoe tiako ianao
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
hery - Justinrmj - rajo.noum - badory.richard2000 - tsimirafylidjet - ariane15 - nalsonrazakariasa2015 - tsiambaratelo
Hevitra mandeha
tsiambaratelo
(
02/07/2009 04:00)
Sambatra ilay Tinao!
fahamarinana
(
02/07/2009 19:04)
Tena sambatra marina izy araka ny lazain'ny namana eo ambony !
ernest15
(
30/11/2015 08:28)
tsara fa tohizo hatrany