Commentaire à propos de RAHA HO TONGA NY ANDRO IRAY
Revenir à RAHA HO TONGA NY ANDRO IRAY
endrika01 (
03/07/2009 16:03)
Raozy mena,mavokely...Mhhh,ny aina manam-petra;fa ny asa-soratra hitoetra.
Azo atao koa ny manolo lay ,raozy mena,mavokely ;ho trafon-kena sy tantely hoany hafa!!!
Azo atao koa ny manolo lay ,raozy mena,mavokely ;ho trafon-kena sy tantely hoany hafa!!!
benasy (
04/07/2009 04:50)
Ny hafa ve hoy ianao ? izay hivokisana no mahamaika azy, haka tsirony ihany.... ! fa ankoatr'izay tsy takany.
tsiambaratelo (
05/07/2009 09:13)
tsara lay haingam-panahy,mahalasa saina ny aminy
fiainana aorian'izao hita izao.
fiainana aorian'izao hita izao.
Laaris (
08/07/2012 15:13)
d raha ts n tanany v d ts iirna n maso?mafnartr zareo a!zay makanareo fona e!
