Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny ADALA FA TIA
Hiverina amin'ny ADALA FA TIA
sejianis (
06/10/2007 13:38)
Raha izy ilay voatendry ho anao, dia azo antoka fa ho doria ny anareo!
Tsara loatra !!!!
Tsara loatra !!!!
hajasoatiana (
23/10/2007 20:40)
Mahafinaritra fa tokony mbola hiampy andalantononkalo iray na roa hanamafy ilay tena fitia
ttiavina (
30/11/2007 11:55)
tiko be le style
ampio andalany kely ra mety
ampio andalany kely ra mety
