Hevitra momba ny OROK'ANJELY

Hiverina amin'ny OROK'ANJELY
nofi ( 20/07/2009 15:00)
Dia ahoana hono izany nefa ny azy aza mbola oroka fotsiny ???....ianao efa ent an-danitra???
Sa izay kosa angamba no maha anjely ny anjely e!!!!
fahamarinana ( 31/03/2010 20:18)
Tsy dia mahasosotra angamba ilay dizidizin'oroka an !hihihi !Hafa kely ilay filazan'ny Tahirintsoa azy ,izay ise izay !:-)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091