Hevitra momba ny Tiako ianao ho namako
Hiverina amin'ny Tiako ianao ho namako
ARSIH (
22/04/2009 07:16)
m'lay b é tohizo
Zozoro (
22/04/2009 20:53)
Tena ankafiziko fa misaotra anao. Mahay ny mpanoratra
Nirilala (
16/05/2009 15:28)
tsara be
nofi (
20/07/2009 15:25)
Tiako ianao ho namako...
Nefa efa tena namako...
Amin'ny fo sy fanahy...
Ary...
Nefa efa tena namako...
Amin'ny fo sy fanahy...
Ary...
fahamarinana (
31/03/2010 20:22)
Tsara loatra e,tena ankafiziko !
