Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avelako hatreo Ireny alah (Therry Emerson)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Avelako hatreoIreny alahelo ireny
Ianao nandao rahateo
Izaho manirery tamin'ireny
Lasa ianao,lasa nandao
Ny masaka ato an_tsaina
Hitady solonao
Izay no azo lazaina
Mafy tamiko ny nanadino anao
Tena tsy tantiko,nefa nionina aho izao
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Therry EmersonNampiditra : fenoniainaemerson
Daty : 26/12/2018 13:27
