Hevitra momba ny "NIVAVAKA AHO OMALY"
Hiverina amin'ny "NIVAVAKA AHO OMALY"
Djess (
29 andro lasa)
miovaova ny anarana an
ZavonaRakoto (
16 andro lasa)
io no tena anarako ka,kkkkk
Djess (
14 andro lasa)
haiko anie izany fa ilay Zavona Rakoto hatrany no mahazatra
Azrael666 (
11 andro lasa)
za dia efa hoe nanjavona Rakoto! kkkkk...
ZavonaRakoto (
9 andro lasa)
Betsaka ny mpankafy te hihanoka ny asa soratro amin'ny adiresiko mazava sy amin'ny endriny vaovao dia izay no antony,sady efa niova fo tanteraka e,hihihi
