Hevitra momba ny Hafatra

Hiverina amin'ny Hafatra
NyKanto ( 23/08/2004 15:04)
Mahereza dia hazony hatrany ny fanantenana, dia enga anie ka mba ho ren'ny fo fa tsy ho tafita ihany fotsiny ny hafatra.
Mirary soa eh!
Ny Kanto.
bichette ( 24/08/2004 07:23)
enga anie tsy ho adinon'i Fetsy ny hampita ilay hafatra.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089