kessee (yonja)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tena tiako ianao ry kesseezan'no nanoratako anty
no ho ny fitiavako anao
no harisika ahy toa izao
tsy mahetsika ny vatako;
tsy mahateny ny vavako
midobodoboka mafy ny foko
marary sy mandoro ny ao am-poko
ho tonga ny maraina
ra ny hisaraka,malaina
ny maraina hitondra HERY
tsika roa tsy hifanary;
Rf.onja tiana
--------
Rohy: