Hevitra momba ny " Ialako tsiny "
Hiverina amin'ny " Ialako tsiny "
felandefona (
21/04/2020 09:38)
Soa ihany aho nampirafesina
Soa ihany aho noratrana
Soa ihany aho nandosirana
Soa ihany aho nofitahina
Satria raha tsy izay aho tsy tojo ilay tia ahy
Tsy maka tahaka aho sanatria fa efa fay
"Tantara niainako taloha ...."
Soa ihany aho noratrana
Soa ihany aho nandosirana
Soa ihany aho nofitahina
Satria raha tsy izay aho tsy tojo ilay tia ahy
Tsy maka tahaka aho sanatria fa efa fay
"Tantara niainako taloha ...."
