MITIA. (ZO-NILAINA)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa tia mitiava,
ny saina, fo, fanahy.
Miezaka manaja.
Mitia tsy an'ahiahy.
.
Rehefa tia mitiava
tsy resim-pahavalo,
Mitia tsy mora ravan'
ny rivotra mandalo.
.
Rehefa tia mitiava
doria mandrakizay,
ilay tokana sahaza
natolotry ny Ray.
.
Rehefa tia, mitiava
k'izao no tadidio:
tsy fifaliana lava
raha io fitiavana io.
--------
Rohy:
Sokajy : anatra - Fitiavana
1224 2
Mpakafy: Djess - ZO-NILAINA
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ZO-NILAINA
Nampiditra : ZO-NILAINA
Daty : 27/05/2018 13:09
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149