Hevitra momba ny RADO

Hiverina amin'ny RADO
NyKanto ( 21/09/2008 11:13)
Rado, Olon-dehiben'ny literatiora malagasy hany tavela tamin'ireo fito ngezalahy!!! ...

Tsetsatsetra tsy aritra : ilay andininy faharoa sao dia hoe : (tsy asiana ilay "tsy")
Ny Fanahy kosa dia handeha (tsy) hivahiny ...

Mankasitraka e!

Ny Kanto.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094