Bien aime
RAZAKASOA BIEN AIME CLOVIS teraka tamin'ny 14 desambra 1998 tao Fotsialanana.Zanaky RAVELON Gertrude sy MANDRO Clovis monina ao Befotako distrikan'ny SOANIERANA-IVONGO.Mpianatra etsy amin'ny anjerimanotolo Barikadimy Toamasina,mianatra mahakasika ny toekarena( economie). Mbola tsy ao anaty fikambanan'ny mpanoratra eto antoerana.BIEN AIME no anarana entiko eoamin'ny sehatry ny asa famoronana...
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Nampiditra : DoverabicloDaty : 26/02/2019
Mpamangy : 721
Mankafy : 0
Ankafizo