Nampiditra : andriadafa
Daty : 08/04/2017 11:01
Nijery : 1765
Tononkalo: 15 Jereo eto
Mankafy : 2 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

dafa

teraka ny 18 septambra 1999 tao Bemasoandro Itaosy
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/dafa
Hevitra farany
kiala.andria ( 12/03/2019 13:41)
ANDRIANARIJAONA Fanomezantsoa Marka no tena anarany feno ary "DAFA" kosa no anarana hisalorany eo amin'ny sehatry ny literatiora.
teraka ny 18 septambra 1999 tao Bemasoandro Itaosy ary nanomboka nanoratra ny taona 2016. Izany hoe 17 taona. voaray ho mpiray faribolana ( FARIBOLANA SANDRATRA ) ny volana novambra taona 2018..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0609