You are here: home > Vetso

handriko - dafa

handriko foana e!
na ho firy taona,
na ho firy volana.
Ilay andro iray hanekenao ny fitiavako.
Andriko io rahavako!!!
.
Fa androany aloha,
mandehana ka tetezo ny habaka fitia!
fa ny toeran-dry ?
Miandry eto foana
tsisy hanolo izany mihitsy!
koa mandehana, iky,....
Fa rehefa voadona avy any
dia izaho miandry eto ihany!!!

Dafa

Sokajy : Alahelo, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha