You are here: home > Vetso

FARA

Rafaramalalaharisoa Patricia no anarako, 28 taona aho efa mpiasa (commerciale amina orinasa lehibe iray eto tana) efa manana fofom-bady, tiako ny manoratra tononkalo sy mihira, monina eny Antanety Avaratra Ambohimanarina aho, tovovavy sariaka sy tia mifandray amin'olona na dia somary kizitina izay aza indraindray. faly aho mametraka ny asa soratro eto @ serasera.org. misaotra ny mpandrindra ny tranokala.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Pety
Daty : 11/03/2008
Mpamangy : 1201
Mankafy : 0
Ankafizo