Hampiditra sary Nampiditra : lolokely
Daty : 07/07/2006 10:19
Nijery : 1049
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Feno Ambinina

tsotra ihany ny momba ahy raha ambara
aleo angamba tonga dia ambara f tsy hikafarafara,
maniry ny ho poeta aho
ka mila fanohanana avy aminao ;
te hitovy lenta amin'ireo efa malaza
saingy mila anao hamaky izany mba ho fanta-daza.
Maniry koa ny mba hihaona amin'reo poeta hafa ato @ serasera.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/feno-ambinina
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137