You are here: home > Vetso

fyfty unilah

Ramarozatovo Andriambololona Mario Flavien no tena anarako ary efa nanomboka hatramin'ny fahakely no tia manoratra tononkalo.Teraka ny 29 aogositra 1991 tany Mantasoa.Io ilay tanana namolavola sy nitaiza ka nahatongavana amin'izao fotoana sy toerana izao.Niaina tao anatin'ny fianakaviana sahirana hany ka mahalala tsara ny ngidim-piainana.Mitondra ny solon'anarana Fyfty Unilah.  

Hametraka hevitra

Midira aloha