You are here: home > Vetso

Ilay Valahara

RAKOTONANAHARY Anjarasoa Onja Nomena no tena anarako ary  20 taona aho ankehitriny. Monina eto an-drenivohitra aho ary tononkalo no tena fanoratro. Tovolahy efa mpankafy hatraminizay aho fa saingy tamin'ity taona 2017 ity vao tena niroso tamin'ny fanoratana. Ny fitiavan-tanindrazana sy ny fitakiana ny rariny no tena lohahevitra vohiziko.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Ilay Valahara
Daty : 17/07/2017
Mpamangy : 927
Mankafy : 0
Ankafizo