You are here: home > Vetso

Josie

tovovay iray tsotra ihany,tsy dia misy mampiavaka ahy loatra @ ireo mpanoratra hafa fa tiako ny manoratra sy mamorona tononkalo, satria afaka amborahako ny mampalahelo na mahafaly ahy rehatra ny tononkalo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : princesseN
Daty : 28/08/2007
Mpamangy : 948
Mankafy : 0
Ankafizo