You are here: home > Vetso

MaMi

Mpanoratra tsy anatina fikambanana, nefa azo lazaina fa POETA anisan'ny manana ny maha -izy azy eo amin'ny sehatry  famoronana.
Mandalina momba ny SIANSA eny amin'ny ANJERIMANONTOLO izy, ary mipetraka eny Ambohimanarina. MIANDRISOA no hahalalako azy amin'ny fifaneraseranay andavanandro, ary amin'ny maha -Mpinamana anay no anolorako azy aminao.

Hoy i SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA ( 033 14 253 57)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : sarondrahona
Daty : 08/07/2004
Mpamangy : 694
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Hampiditra tononkalo