You are here: home > Vetso

Narilala

Tanora nandalina ny hairiba sy ny teny Malagasy teny amin'ny anjerimanontolo ! Manana talenta manokana amin'ny tononkalo mahatety vanim-potoana ! Ravakinoro Narilala Ludovic no tena anarany ! Mahereza rahalahy ao amin'ny soratra fa izahay mpakafy dia eto ihany  !

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : mpisotrtoaka
Daty : 04/02/2015
Mpamangy : 881
Mankafy : 0
Ankafizo