Hampiditra sary Nampiditra : NekenaAndria
Daty : 23/01/2026 05:53
Nijery : 28
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

NekenaAndrià (Kanton'ny Alina)

Aloky ny lasa ihany, aleo hijanona ho aloky ny lasa ihany.
Nekena Andrianina, dia mpanoratra niaina tao anatin'ny kanto sy hira.
Teraka tamin'ny 02 avrily 1999.
Mpanoratra hira sy tonokalo.
Manavanana azy ny hira amin'ny teny frantsay, raha toa kosa ka amin'ny teny malagasy ny tonokalo.

Aleo ny kanto no hiteny
sy hilaza eny ho eny
ny ao am-pon'ny mpanoratra.
sy ireo asa-soratra.

NekenaAndrià 23/01/2026
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nekenaandria-kantonny-alina
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0812