You are here: home > Vetso

NY ARY

   Izaho dia olona tso-piaina.Ny manoratra tononkalo ny ahy no mahafinaritra ahy indrindra rehefa irery iny aho.Ny manoratra tantara foronina koa torak'izany, tsy haiko aloha  na izaho mpilalao tantara an-tsehatra angamba?
   Ny kanto malagasy aloa dia mahafinaritra ahy daholo rehefa tsy manimba ahy sy ny hafa.
  Ankoatr'izay koa dia tiako ny mifanerasera amin'ny olona.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : arson
Daty : 10/05/2006
Mpamangy : 947
Mankafy : 0
Ankafizo