Hevitra momba an'i ny eja

Hiverina amin'i ny eja
proost ( 21/03/2005 08:18)
ianao ve ilay nanohy ny tononkaloko
tena kanto fa misaotra
lafatra loatra proost
totty ( 18/04/2005 23:23)
miarahabaan i nyeja.mahatalajoahy nytalenta hanananao,maroireo mpanoratra fantatro saigy kosa nyasa soratrao diatsyambaka ny vita n ireo rehetra efa fantatro noho izany diamirary anao hatrany ny tenako,farany moa ve azoko atao ny mahafantatra ny adiresy email nao?rahatsy possible moa tsy maninona.Dia mametraka ny velomaho an i nyeja ary ho amin ny manaraka indray
nyeja ( 22/05/2005 10:34)
misaotra an'i totty sy prost aho dia mankahery ahy ny teninareo ka dia mankasitraka
bitaka ( 23/06/2006 10:59)
koy fotsiny hoy aho fa de mirary soa
N.B :
Izy tena Sipa belle-gosse be sady taviny no volony ara-bakiteny ary izaho de fantany tsara mirary soa e!
doum ( 03/05/2007 15:35)
Ny eja a,
tsara be ny fihaona tao @Alliance française .
anisany mpanotrona tao aho.
Asa na tadidinao fa tery @zorony tery dia nametraka fanontaniana momba ny isan'ny tononkalonao: de hoe eo amin'ny600 isa eo (200 pages) telo.
Mahafinaritra iny fihaonana iny,
Anisany mpanohana ny tononkalonao za
Mazotoa hatrany fa mahafinaritra e
Doum(RAHA TSY EO ANILANAO)
RAILOVY ( 19/06/2007 09:30)
miarahaba an i ny eja!!
Mahafaly ahy ny mba ahazoako mametra ny vetsovetsoko eto am ty takelaka kely ity.
Tena mpankafy ny haisoratra malagasy ny tenako indrindra moa fa ny anao ry ny eja.
Ny firariak dia ny hirosoanao @ tsaratsara kokoa hatrany @ fanandratana ny maha malagasy antsika.
Fa mba fanontaniana kely sady fiangaviana, aiza no ahitana an le cd misy tononkalonao iny, le enao miaraka @ Ilick andriamantena (azafady raha diso le fanoratana), tsy zany mantsy fa tena tiko izy iny e, de manantena valiny mahafapo a.
Mahereza de mirary soa a.
Ity ny adresse mail koa de mba alefao any ny valinteninao raha tsy mahadiso tompoko.
tantely_anjaratiana@yahoo.fr.

Misaotra betsaka
Jaeny ( 24/02/2012 07:02)
Mba saika anotany an'i Ny Eja mba afaka soratanao ato ve le tononkalonao vali-kafatra ho an'i Rado("Ho any ianao,kanefa….") => Ny Eja ("Eny, Efa tany aho....")t@ i Rado nodimandry!!??
Tena tiako mantsy izy iny saingy tsy mbola itako hatramizao!!
futur pouchkine ( 13/02/2016 17:48)
raha i ny eja aloha dia tsy hafa
ilay tsy niova hatrizay
tsy nitsahatra niasa
sy nanoratra ho anay
misaotra ny eja an!
futur pouchkine ( 13/02/2016 17:48)
raha i ny eja aloha dia tsy hafa
ilay tsy niova hatrizay
tsy nitsahatra niasa
sy nanoratra ho anay
misaotra ny eja an!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012