You are here: home > Vetso

R.H.A. Nary

Tsy mbola fantatro loatra ny momba ity mpanoratra ity na dia ankafiziko aza ny sangan'asany.
Antsan-tononkalo nataon'ny HAVATSA UPEM no nahitako azy dia izay.
Ka raha misy mahalala ny momba azy dia iangaviako indrindra mba hilaza izany.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : xiii
Daty : 15/10/2004
Mpamangy : 1823
Mankafy : 0
Ankafizo