TSATSO - R.H.A. Nary
Azo vakiana?
Rehefa ny tiana
Izay nofidina
Homena fitiavana
No tsy hita ho havana
Dia ny andro rehetra
No mampanjoretra
Ny fo sy fisainana
MATSATSO NY FIAINANA
R.H.A NARY ( 07-02-89 )
Mombamomba
Mpanoratra : R.H.A. Nary
Nampiditra : helitianaDaty : 25/10/2006
Mpamangy : 1514
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
RAKITRAFIFANENANA
Namana (atolotra ho an'ny namana rehetra)