Hampiditra sary Nampiditra : sodifafana
Daty : 28/12/2009 09:27
Nijery : 1538
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

sodifafana

teraka tamin'ny 29 may 1986 tao vinaninony sud faratsiho.Zanaka mpamboly sy mpiompy.Nandalina sy nanova fahalalana tao amin'ny sekoly katolika masindahy Paoly Faratsiho nanomboka tamin'ny 1995 ka hatramin'ny taona 2006 nahazoana ny mari-pahaizana bakalĂ´rea . Nanohy ny fianarana teny amin'ny ambaratonga ambony tao amin'ny sampam-pampianarana momba haisoratra ka ny fiteny anglisy no nohalalinina.Taona iray no nanaovana io ary lasa nanao zavatra hafa indray avy eo.
Raha ny lafiny fihirana aingam-panahy dia tsy tadidy tsara ny vanim-potoana nanandramana nanoratra tononkalo fa efa lehibe izao vao nahasoratra tononkalo vitsivitsy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/sodifafana
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0377